FIANGONAN' I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA

FJKM MONTROUGE PARIS (Association Cultuelle Loi 1905) Jumelée à la FJKM RASALAMA MARITIORA AMBOHIPOTSY, à la FJKM AMBONINAMPAMARINANA, à la FJKM AMBATOMARO, à la FJKM AMBOHIJAFY, à la FJKM ALASORA, à la FJKM AMBOHITANTELY, à la FJKM AMBOHITSIMELOKA, à la FJKM AMBATOMITSANGANA FANANTENANANA, à la FJKM AMBATOTOKANA FITIAVANA, à la FJKM ANTSAMPANDRANO FIDERANA, à la FJKM MANANDRIANA AVADRADRANO, à la FJKM IFALIMANJAKA FILADELFIA, à la FJKM ANKADIMANGA MANJAKANDRIANA

SLK SYNODAMPARITANY 08 FJKM ANTSIRABE FILADELFIA

Au Temple de l'Eglise Réformée de France (E.R.F.) - 64, rue Maurice Arnoux - 92120 Montrouge

http://www.fjkm-montrouge.fr ALAHADY 13 JANOARY 2013 2013

ANDRIAMANITRY NY FANANTENANA NY TOMPO ! HEFAO AMIN’NY FANANTENANA NY FANOMPOANAO ! “ Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho.” ( Fitomaniana 3.24) Litorjia fandaharana ny fanompoam-pivavahana manaraka ny endriny faharoa .

FEON’ORGA HIRA STKM FIARAHABANA APOSTOLIKA FISAORANA SY FIDERANA Sal Sal 135.1-2 - Haleloia ! Miderà ny anaran’i Jehovah, miderà hianareo mpanompon’i Jehovah,hianareo izay mpitoetra ao an-tranon’i Jehovah, eo anatin’ny kianjan’ny tranon’Andriamaitsika Amen . HIRA : 167/1,3 – MIDERA NY ANARANAO ! VAVAKA FIDERANA FANKALAZANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA HIRA : 547/1,2,3 – RY JESO MASOANDRONAY O ! VAVAKA FANGATAHANA NY FANAZAVAN’NY FANAHY MASINA

VAKITENY : Jeremia 17.9-13; Matio 7.7-12; 1 Timoty 4.6-10. Ray masina ô,manamasina anay amin’ny fahamarinana/ ny Teninao no fahamarinana.Amen. HIRA : 190/1,2 – RY FANAHY MPANAZAVA ! TORITENY FANEKEM-PINOANA KRISTIANA N° 1 HIRA FF 3/1,2 – JESO VATOFEHIZORO ! RAHARAHAM-PIANGONANA RAKITRA – HIRA FF 16/1,2 – TSY IZANY NO ILAINA ! –HIRA:512/5 HIRA : STKM VAVAKA FISAORANA SY FANGATAHANA HIRA FF 33/1,2,3 – INTY AHO JESOA ! TSODRANO HIRA FF 45 – HIRA FIDERANA ! Amin’ny anaran’ ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina . Amena. FEON’ORGA

167 - Midera ny Anaranao (1-3)

190 - Ry Fanahy Mpanazava (1-2)

Fa fifankatiavana

1. Midera ny Anaranao 'Zahay, ry Tompo ô! Ka hira no ventesinay Hoe: haja, saotra, hery, Mba raiso ho Anao.

1. Ry Fanahy Mpanazava Miandrandra Anao zahay; Aza ela, fa tongava, Taomy ny fanahinay, Mba ho fantatray mazava Izay lazain'ny teninao: Areheto lalandava Ao am-po ny afonao.

2. Ny mpianatry ny Tompo Asainy mifanompo Na mamy na mangidy Miara-dia , f'izany no Didy Mamonjy ny mahantra Manarina ny lavo Mitsabo ny maratra Ary koa tsy mba miavom-po Na onena ny fonao, sns...

3. Endrey! Ny fitiavanao Endrey! Ny herinao, Tra-pamonjena izahay, Ka haja, saotra, hery Mba raiso ho Anao.

547 - Ry Jeso Masoandronay ô! (1-2-3) 1. Ry Jeso Masoandronay ô! Ny aizin'ny fo lasa tokoa Fa tonga aty anatinay izao Mazava lehibe. 2. Vangianao ny tokantrano Ka menatr' ery, kaody sy lao Ny fomba ahitana angano Izay tsy mba sitrakao. Eny, Jeso! sns... 3. Mpanjaka Fiadananay ô Ekena tokoa ny herinao : Ny sabatry ny firenena Hatao fangady izao. Eny, Jeso! sns... Fiv : Eny, Jeso! Zoky be fitia, Soa lehibe no nentinao taty, Avy izahay, mba hisaotra Anao Noho ny fitiavanao.

2. Ry Jesosy! Mitenena Araka ny fombanao, Aminay izay manantena Mba handre ny feonao; Fo marary sy manahy Mba tsaboy sy iantrao, Ny te-hino, fa tsy sahy, Anehoy ny holatrao.

FF 3 - Jeso Vato fehizoro 1. Jeso vato fehizoro Afa- tahotra ny fo Raha Ianao no mampijoro Sy iankinana tokoa. Vato fiorenanay Jeso Zanaky ny Avo Vato fialofanay Amin- dratsy te handavo. Fiv : Vato azo itokiana Sady tsy mba mivena Afaka ny fahoriana Raha ianao no ekena. Jesoa Tompo irery No 'lay vato tsy mifindra Jeso Tompo irery No ' lay fehizoro indrindra. 2. Jeso vato fehizoro Mampisinda ahiahy Fa mandresy horohoro Manatanjaka fanahy. O, ry vato tsara paika ’Zay mandray Anao am- po Dia mijoro tsy miraika N' inon' inona manjo. Vato azo itokiana sns...

FF 16 – Tsy izany no ilaina 1. Tsy vitam-po onena Tsy vitan-dranomaso Ny Asam-pamonjena Tsy azo atao mifampiandry andraso Tsy azo ifanerena Mila fandavan-tena Sy hery tsy mba maty Herim-po, herin-tsaina koa Fiv : Na onena ny fonao Na tomany ny maso Tsy izany no ilaina

FF 45 - Hira fiderana

512 - He! matoky aho, Tompo (5) 5. Jeso Tompo! avy aho, Avy hankalaza Anao; Raisonao re izay omeko: Vola, tena, aina koa. sns... Fiv : He!matoky aho, Tompo, Azoko ny teninao; Teny soa mahafaly No omenao ahy izao.

FF 33 - Inty aho Jesoa ! 1. Inty aho Jesoa ! Miantso ahy Hianao Na dia tsy mendrika e Manolo-tena izao Hianao no nifidy Tsy haiko ny handà 'Ty antso sarobidy Ry Tompo, mamelà Ny heloko rehetra Diovy aho, havaozy Ho olom-baovao Hanao ny sitrakao Ho mendrika tokoa Ny antsonao Jesoa. 2. Inty aho Jeso miantso ahy Hianao Ny fahalemeko anie Ry Tompo fantatrao Hianao no nifidy Sy maniraka ahy Avy Aminao Jesoa Ny herin'ny fanahy Ho entiko manao Ny asa atolotrao Fa sarotra e ny dia Ry Tompo manampia Ho mendrika tokoa Ny antsonao Jesoa 3. Inty aho Jesoa Miantso ahy Hianao Mba ho fahazavan' Izao tontolo izao Hianao no nifidy ahy Ho fanasina Hanefa ny adidy Lehibe sy masina Koa hamasino, Tompo Fa vonona aho hanompo Hombay ny herinao Hitondra aim-baovao Ho mendrika tokoa Ny antsonao Jesoa

1. Hira fiderana ho Anao ry Ray Tsy afaka ato ambavako mandrakizay Hira mampifaly, mampitony jaly Mampiravoravo fo Ny talenta izay efa nomenao ahy Hiderako Anao n'aiza misy ahy Mba hamelon'aina, hampitony saina Hampiray ny miaina Hira tsotra ihany, nefa na dia izany Ho Anao tokoa no hikaloako Raiso re, ry Tompo, F'io no porofompitiavako Anao

2. Hira fiderana ho Anao ry Ray Tsy afaka ato ambavako mandrakizay Hira mampifaly, mampitony jaly Mampiravoravo fo Ny talenta izay efa nomenao ahy Hiderako Anao n'aiza misy ahy Mba hamelon'aina, hampitony saina Hampiray ny miaina Hira avy ato ampoko, indro fa vetsoiko Ho Anao ry Raiko izay antsoiko Hira tena mamy, manambara hatrany Fa tena tiako Ianao

fjkm montrouge paris -

Mba raiso ho Anao. 547 - Ry Jeso. Masoandronay ô! (1-2-3). 1. Ry Jeso. Masoandronay ô! Ny aizin'ny fo lasa tokoa. Fa tonga aty anatinay izao. Mazava lehibe.

72KB Sizes 9 Downloads 226 Views

Recommend Documents

FJKM MONTROUGE PARIS
rano velona izy,izay mamoa amin'ny fotoany,ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa. Amen. HIRA: 471/1,2 –HE ...

FJKM MONTROUGE PARIS
rano velona izy,izay mamoa amin'ny fotoany,ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa. Amen. HIRA: 471/1,2 –HE ...

fjkm montrouge paris -
“Esory ny masirasira ela,mba ho vongana vaovao hianareo,araka izay tsy ... iakaran'ny firenena, dia ireo firenen'i Jehovah mba hisaotra ny anaran'i Jehovah .

fjkm montrouge paris -
Mba raiso ho Anao. 547 - Ry Jeso. Masoandronay ô! (1-2-3). 1. Ry Jeso. Masoandronay ô! Ny aizin'ny fo lasa tokoa. Fa tonga aty anatinay izao. Mazava lehibe.

Distilling Abstract Machines - LIPN, Paris 13 - Université Paris 13
veloped in [1, 3, 4, 7, 10], and bearing similarities with calculi .... SECD, the lazy KAM, and Sestoft's abstract machine for call-by- ... Does it affect in any way the.

Distilling Abstract Machines - LIPN, Paris 13 - Université Paris 13
Context Representation: using environments e (aka lists of sub- stitutions) and stacks π ..... equivalence, is based on particular representatives of α-classes de- fined via the notion of ...... French-Argentinian Laboratory in Computer Science INF

Lima-Paris Action Agenda
The Lima-Paris Action Agenda : support players already engaged in climate action ... assessment of best farming practices for soil carbon and their impact on ...

Lima-Paris Action Agenda
Encouraging new substantial commitments : new initiatives and ... 4 complementary research themes : ... assessment of best farming practices for soil carbon.

PARIS-INGUIDES-Cultureshock-Paris-A-Survival-Guide-To ...
Page 1 of 3. Download ~~~~~~!!eBook PDF PARIS: INGUIDES (Cultureshock Paris: A Survival Guide To Customs & Etiquette). (EPub) PARIS: INGUIDES (Cultureshock Paris: A Survival. Guide To Customs & Etiquette). PARIS: INGUIDES (CULTURESHOCK PARIS: A SURVI

Paris Graph.pdf
There was a problem previewing this document. Retrying... Download. Connect more apps... Try one of the apps below to open or edit this item. Paris Graph.pdf.

Je taime paris
Keiran lee game.DOCTORWHO CHRISTMAS song.Jetaime paris.891419453988.Sweet - FoxOnThe Run.Black Venus 2010.Theavengers. judas.Courtney cummztonight.Itcost her blood ... When dealingwithDionysus in disguise healso displays imprudent behavior; while Pen

PARIS, 29-30 SEPTEMBER 2016
Sep 30, 2016 - a power-law as the liquidation speed tends to infinity. .... Abstract: Consumers satisfy their electricity demand by self-production (solar panels) and centralized pro- ... best performing model among all the existing alternatives.

FraMCoS - 9 - Chapitre ACI Paris
FraMCoS - 9. The 9th International. Conference on Fracture. Mechanics of Concrete and. Concrete Structures. Conference site: Clark Kerr Campus. University of California, Berkeley. Berkeley, California, USA. Conference dates: May 22-25, 2016. Opening

PARIS, 29-30 SEPTEMBER 2016
Sep 30, 2016 - price of the American Put/Call. ... Lévy models, which provides a very good statistical fit with observed ... Abstract: We study optimal buying and selling strategies in target zone ... which the diffusion remains in the domain.

PARIS FASHION WEEK.pdf
Loading… Page 1. Whoops! There was a problem loading more pages. PARIS FASHION WEEK.pdf. PARIS FASHION WEEK.pdf. Open. Extract. Open with.

itinerario Paris 2015blog.pdf
There was a problem previewing this document. Retrying... Download. Connect more apps... Try one of the apps below to open or edit this item. itinerario Paris ...

Watch Paris-New York-Paris (1928) Full Movie Online Free ...
Whoops! There was a problem previewing this document. Retrying... Download. Connect more apps... Try one of the apps below to open or edit this item. Watch Paris-New York-Paris (1928) Full Movie Online Free .MP4_________.pdf. Watch Paris-New York-Par

Flyer CDH Paris 2017.pdf
Flyer CDH Paris 2017.pdf. Flyer CDH Paris 2017.pdf. Open. Extract. Open with. Sign In. Main menu. Displaying Flyer CDH Paris 2017.pdf.

PROGRAMA - Paris e Benelux.pdf
Programa a cargo de Pinto Lopes Viagens com o RNAVT n.o 2070. Whoops! There was a problem loading this page. PROGRAMA - Paris e Benelux.pdf.

disneyland paris map pdf
There was a problem previewing this document. Retrying... Download. Connect more apps... Try one of the apps below to open or edit this item. disneyland paris ...

tripadvisor paris guide pdf
Page 1 of 1. File: Tripadvisor parisguide pdf. Download now. Click here if your download doesn't start automatically. Page 1 of 1. tripadvisor paris guide pdf.

David Gale in Paris
Apr 15, 2009 - simple way of computing the results when there are many voters or judges who give their opinions, such as .... by Claude Berge in 1975.